plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/03/16.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 16 Fa Tena tian'Andriamanitra izao tontolo izao, da nomeny e Zanany lahy tokagny, mba tsy ho very izay rehetry mino Anazy fa hanagny fiainagny mandrakizay.\v 17 Fa Andriamanitra tsy nagniraky gne Zanany lelà ho am'izao tontolo izao mba hagnameloky izao tontolo izao, fa hamonjy izao tontolo izao amign'alalany.\v 18 Gne mino Anazy da tsy heloigny, fa gne tsy mino kosa da efa voaheloky sahady satria tsy mino gn'agnaran' e zanaky là raiky sy tokan'Andriamanitra.