368 B
368 B
ny afon'Yaveh nilatsaka
"ny afon'i Yaveh dia nilatsaka"
nandritra
Ny afo dia nampitahaina tamin'ny olona mangetaheta amin'ny fisotroana rano.
Yaveh, Izy no Andriamanitra! Yaveh, Izy no Andriamanitra!
Ity andian-teny ity dia niverimberina ho amin'ny fanamafisana.
lohasahan-driaka Kisona
Ny "lohasahan-driaka" dia loharano kely iray na lakan-drano kely.