plt_tn/1ki/18/38.md

16 lines
368 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny afon'Yaveh nilatsaka
"ny afon'i Yaveh dia nilatsaka"
# nandritra
Ny afo dia nampitahaina tamin'ny olona mangetaheta amin'ny fisotroana rano.
# Yaveh, Izy no Andriamanitra! Yaveh, Izy no Andriamanitra!
Ity andian-teny ity dia niverimberina ho amin'ny fanamafisana.
# lohasahan-driaka Kisona
Ny "lohasahan-driaka" dia loharano kely iray na lakan-drano kely.