# ny afon'Yaveh nilatsaka "ny afon'i Yaveh dia nilatsaka" # nandritra Ny afo dia nampitahaina tamin'ny olona mangetaheta amin'ny fisotroana rano. # Yaveh, Izy no Andriamanitra! Yaveh, Izy no Andriamanitra! Ity andian-teny ity dia niverimberina ho amin'ny fanamafisana. # lohasahan-driaka Kisona Ny "lohasahan-driaka" dia loharano kely iray na lakan-drano kely.