plt_tn/zec/11/17.md

24 lines
527 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny fanoharana momba ny mpiandry ondry sy ondry.
# Loza ho an'ny mpiandry ondry tsy mendrika
DH: "Izay alahelo miandry ny mpiandry ondry tsy mendrika"
# Hamely ny sandriny sy ny masony ankavanana
DH: "nandratra ny sandriny ankavanana ary nanevika ny masony ankavanana!"
# Hamely...ny sabatra
Ny "sabatra" eto dia manambara ireo fahavalo izay hanafika ireo mpiandry ondry.
# ny sandriny
ny heriny mba hiadiana
# ny masony ankavanana
ny fahafahany mijery rehefa miady izy.