plt_tn/zec/11/17.md

527 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny fanoharana momba ny mpiandry ondry sy ondry.

Loza ho an'ny mpiandry ondry tsy mendrika

DH: "Izay alahelo miandry ny mpiandry ondry tsy mendrika"

Hamely ny sandriny sy ny masony ankavanana

DH: "nandratra ny sandriny ankavanana ary nanevika ny masony ankavanana!"

Hamely...ny sabatra

Ny "sabatra" eto dia manambara ireo fahavalo izay hanafika ireo mpiandry ondry.

ny sandriny

ny heriny mba hiadiana

ny masony ankavanana

ny fahafahany mijery rehefa miady izy.