# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy ny fanoharana momba ny mpiandry ondry sy ondry. # Loza ho an'ny mpiandry ondry tsy mendrika DH: "Izay alahelo miandry ny mpiandry ondry tsy mendrika" # Hamely ny sandriny sy ny masony ankavanana DH: "nandratra ny sandriny ankavanana ary nanevika ny masony ankavanana!" # Hamely...ny sabatra Ny "sabatra" eto dia manambara ireo fahavalo izay hanafika ireo mpiandry ondry. # ny sandriny ny heriny mba hiadiana # ny masony ankavanana ny fahafahany mijery rehefa miady izy.