plt_tn/zec/08/16.md

20 lines
725 B
Markdown

# tsy maintsy hataonareo
Ny hoe "-nareo" dia manondro ny vahoakan'i Joda.
# Milazà ny marina, ny olona tsirairay amin'ny namany
DH: "Milazà ny marina amin'ny olon-drehetra"
# Mitsarà amin'ny marina, rariny, ary fiadanana eo amin'ny vavahadinareo
DH: "Tsarao am-pahamarinana ny fifandirana ao amin'ny toeram-pitsaranao mba ahafahan'ny olona miara-miaina am-piadanana"
# aza mitia fianianan-diso
DH: "aza manaiky raha misy olona milaza lainga amin'ny raharaham-pitsarana"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.