plt_tn/zec/08/16.md

725 B

tsy maintsy hataonareo

Ny hoe "-nareo" dia manondro ny vahoakan'i Joda.

Milazà ny marina, ny olona tsirairay amin'ny namany

DH: "Milazà ny marina amin'ny olon-drehetra"

Mitsarà amin'ny marina, rariny, ary fiadanana eo amin'ny vavahadinareo

DH: "Tsarao am-pahamarinana ny fifandirana ao amin'ny toeram-pitsaranao mba ahafahan'ny olona miara-miaina am-piadanana"

aza mitia fianianan-diso

DH: "aza manaiky raha misy olona milaza lainga amin'ny raharaham-pitsarana"

izany no fanambaran'i Yaveh

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.