plt_tn/zec/08/13.md

20 lines
382 B
Markdown

# Ohatra ho an'ireo firenen'ny ozona hafa ianareo
DH: "Fony nanafay anareo Aho, dia fantatr'ireo firenen-kafa izay mitranga rehefa manozona olona Aho"
# taranak'i Joda sy taranak'Israely
"taranak'i Joda sy Israely"
# aoka hatanjaka ny tananareo!
DH: "miasà mafy"
# hanao ratsy aminareo
"hanafay anareo"
# tsy nilefitra
"tsy nanapa-kevitra ny hanena ny famaizana azy ireo"