# Ohatra ho an'ireo firenen'ny ozona hafa ianareo DH: "Fony nanafay anareo Aho, dia fantatr'ireo firenen-kafa izay mitranga rehefa manozona olona Aho" # taranak'i Joda sy taranak'Israely "taranak'i Joda sy Israely" # aoka hatanjaka ny tananareo! DH: "miasà mafy" # hanao ratsy aminareo "hanafay anareo" # tsy nilefitra "tsy nanapa-kevitra ny hanena ny famaizana azy ireo"