plt_tn/zec/08/13.md

382 B

Ohatra ho an'ireo firenen'ny ozona hafa ianareo

DH: "Fony nanafay anareo Aho, dia fantatr'ireo firenen-kafa izay mitranga rehefa manozona olona Aho"

taranak'i Joda sy taranak'Israely

"taranak'i Joda sy Israely"

aoka hatanjaka ny tananareo!

DH: "miasà mafy"

hanao ratsy aminareo

"hanafay anareo"

tsy nilefitra

"tsy nanapa-kevitra ny hanena ny famaizana azy ireo"