plt_tn/zec/08/04.md

307 B

ho eny an-dalam-ben'i Jerosalema

"nipetraka tany Jerosalema"

eny an-tanany satria efa niha-antitra izy

Ny fananana vintana ho tratra antitra dia famantarana ny fiadanana sy fanambinana.

Ho feno...eny amin'ireo lalam-ben'ny tanàna

Ho feno olona izay manao ny asa fanaony ireo toerana ikambanana.