plt_tn/zec/08/04.md

12 lines
307 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ho eny an-dalam-ben'i Jerosalema
"nipetraka tany Jerosalema"
# eny an-tanany satria efa niha-antitra izy
Ny fananana vintana ho tratra antitra dia famantarana ny fiadanana sy fanambinana.
# Ho feno...eny amin'ireo lalam-ben'ny tanàna
Ho feno olona izay manao ny asa fanaony ireo toerana ikambanana.