# ho eny an-dalam-ben'i Jerosalema "nipetraka tany Jerosalema" # eny an-tanany satria efa niha-antitra izy Ny fananana vintana ho tratra antitra dia famantarana ny fiadanana sy fanambinana. # Ho feno...eny amin'ireo lalam-ben'ny tanĂ na Ho feno olona izay manao ny asa fanaony ireo toerana ikambanana.