plt_tn/zec/06/09.md

449 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"Niteny ireo teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

Helday, Tobia, ary Jedaia...Jozadaka

Ireo dia anaran-dehilahy.

Dia alaivo ny volafotsy sy volamena, manaova satro-boninahitra

DH: Dia ampiasao hanamboarana satro-boninahitra ny volafotsy sy ny volamena.

Josoa zanaka lahin'i Jozadaka

Io dia tsy ilay lehilahy izay mpanampy an'i Mosesy; fa ilay mpisoronabe tao amin'ny bokin'i Hagay.