plt_tn/zec/06/09.md

16 lines
449 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"Niteny ireo teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.
# Helday, Tobia, ary Jedaia...Jozadaka
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Dia alaivo ny volafotsy sy volamena, manaova satro-boninahitra
DH: Dia ampiasao hanamboarana satro-boninahitra ny volafotsy sy ny volamena.
# Josoa zanaka lahin'i Jozadaka
Io dia tsy ilay lehilahy izay mpanampy an'i Mosesy; fa ilay mpisoronabe tao amin'ny bokin'i Hagay.