# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "Niteny ireo teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1. # Helday, Tobia, ary Jedaia...Jozadaka Ireo dia anaran-dehilahy. # Dia alaivo ny volafotsy sy volamena, manaova satro-boninahitra DH: Dia ampiasao hanamboarana satro-boninahitra ny volafotsy sy ny volamena. # Josoa zanaka lahin'i Jozadaka Io dia tsy ilay lehilahy izay mpanampy an'i Mosesy; fa ilay mpisoronabe tao amin'ny bokin'i Hagay.