plt_tn/sng/05/12.md

668 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.

Ny masony dia tahaka ny voromailala

Jereo ny nandikanao ny hoe "ny masonao dia tahaka ny voromailala" ao amin'ny 1:15.

akaikin'ny rian-drano

Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hilazana fa ny mason'ny malalany dia mando tahaka ny rian-drano.

nosasana tamin'ny ronono

"nanasa ny tenany tamin'ny ronono." Ny voromailala dia manambara ny volomason'ny malalany. Voahodidin'ny masony, izay fotsy tahaka ny ronono ireo.

natohitohy toy ny firavaka

Tsara tarehy ny masony ka toy ny hoe firavaka izay nalahadahatry ny mpanao asa tanana am-pitandremana tokoa izany.