# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy. # Ny masony dia tahaka ny voromailala Jereo ny nandikanao ny hoe "ny masonao dia tahaka ny voromailala" ao amin'ny 1:15. # akaikin'ny rian-drano Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hilazana fa ny mason'ny malalany dia mando tahaka ny rian-drano. # nosasana tamin'ny ronono "nanasa ny tenany tamin'ny ronono." Ny voromailala dia manambara ny volomason'ny malalany. Voahodidin'ny masony, izay fotsy tahaka ny ronono ireo. # natohitohy toy ny firavaka Tsara tarehy ny masony ka toy ny hoe firavaka izay nalahadahatry ny mpanao asa tanana am-pitandremana tokoa izany.