plt_tn/sng/05/12.md

20 lines
668 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.
# Ny masony dia tahaka ny voromailala
Jereo ny nandikanao ny hoe "ny masonao dia tahaka ny voromailala" ao amin'ny 1:15.
# akaikin'ny rian-drano
Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hilazana fa ny mason'ny malalany dia mando tahaka ny rian-drano.
# nosasana tamin'ny ronono
"nanasa ny tenany tamin'ny ronono." Ny voromailala dia manambara ny volomason'ny malalany. Voahodidin'ny masony, izay fotsy tahaka ny ronono ireo.
# natohitohy toy ny firavaka
Tsara tarehy ny masony ka toy ny hoe firavaka izay nalahadahatry ny mpanao asa tanana am-pitandremana tokoa izany.