plt_tn/sng/03/10.md

24 lines
764 B
Markdown

# Ny tsangatsangan'izany
Ny teny hoe "izany" dia manondro ny seza filanjana an'i Solomona Mpanjaka.
# tsangatsangana
Ny teny hoe "tsangatsangana" eto dia manondro ireo tapa-kazo izay mihazona ny lain'akanjo manodidina ny sezany.
# Ny tao anatiny
"Ny anatin'izany dia"
# nohaingoina...tam-pitiavana
"natao tsara tam-pitiavana" na "natao peta-kofehy tam-pitiavana." Io dia manondro fa nanatsara ny filanjana tamin'ny fomba miavaka ireo vehivavy mba hanehoana ny fitiavan'izy ireo an'i Solomona.
# mandiniha an'i Solomona mpanjaka
"jereo i Solomona mpanjaka." Ny teny hoe "mandinika" dia midika hoe mijery olona na zavatra mandritra ny fotoana maharitra, matetika misy fihetseham-po mafy izany.
# mitondra ny satro-boninahitra
"manao ny satro-boninahitra"