# Ny tsangatsangan'izany Ny teny hoe "izany" dia manondro ny seza filanjana an'i Solomona Mpanjaka. # tsangatsangana Ny teny hoe "tsangatsangana" eto dia manondro ireo tapa-kazo izay mihazona ny lain'akanjo manodidina ny sezany. # Ny tao anatiny "Ny anatin'izany dia" # nohaingoina...tam-pitiavana "natao tsara tam-pitiavana" na "natao peta-kofehy tam-pitiavana." Io dia manondro fa nanatsara ny filanjana tamin'ny fomba miavaka ireo vehivavy mba hanehoana ny fitiavan'izy ireo an'i Solomona. # mandiniha an'i Solomona mpanjaka "jereo i Solomona mpanjaka." Ny teny hoe "mandinika" dia midika hoe mijery olona na zavatra mandritra ny fotoana maharitra, matetika misy fihetseham-po mafy izany. # mitondra ny satro-boninahitra "manao ny satro-boninahitra"