plt_tn/sng/03/10.md

764 B

Ny tsangatsangan'izany

Ny teny hoe "izany" dia manondro ny seza filanjana an'i Solomona Mpanjaka.

tsangatsangana

Ny teny hoe "tsangatsangana" eto dia manondro ireo tapa-kazo izay mihazona ny lain'akanjo manodidina ny sezany.

Ny tao anatiny

"Ny anatin'izany dia"

nohaingoina...tam-pitiavana

"natao tsara tam-pitiavana" na "natao peta-kofehy tam-pitiavana." Io dia manondro fa nanatsara ny filanjana tamin'ny fomba miavaka ireo vehivavy mba hanehoana ny fitiavan'izy ireo an'i Solomona.

mandiniha an'i Solomona mpanjaka

"jereo i Solomona mpanjaka." Ny teny hoe "mandinika" dia midika hoe mijery olona na zavatra mandritra ny fotoana maharitra, matetika misy fihetseham-po mafy izany.

mitondra ny satro-boninahitra

"manao ny satro-boninahitra"