plt_tn/sng/01/16.md

777 B

Indro

Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry kokoa ny manaraka. DH: "Eny tokoa"

tsara tarehy

"tsara jerena" na "maha-te ho tia" na "tsara"

zava-maniry maitso mavana

zava-maniry izay maitso, mando, ary maniry be

atao fandriantsika

"no fandriantsika". Soritsoritan'ilay vehivavy toy ny hoe fandriany ny fomba handrian'izy ireo amin'ny zava-maniry maitso mavana any ivelany

Ny andrin'ny tranontsika dia sampan-kazo sedera

Soritsoritan'ilay vehivavy toy ny hoe tranon'izy ireo ny ala. DH: "Ireo sampan-kazo sedera dia tahaka ny andrin'ny tranontsika.

andry

vata-kazo lehibe izay manohana ny trano rehetra

ary sampan-kesika ny sakamandimbintsika

"ary ny sampan-kesika dia tahaka ny sakamandimbitsika"

sakamandimby

tapa-kazo izay mihazona ny tafon-trano