plt_tn/sng/01/16.md

32 lines
777 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry kokoa ny manaraka. DH: "Eny tokoa"
# tsara tarehy
"tsara jerena" na "maha-te ho tia" na "tsara"
# zava-maniry maitso mavana
zava-maniry izay maitso, mando, ary maniry be
# atao fandriantsika
"no fandriantsika". Soritsoritan'ilay vehivavy toy ny hoe fandriany ny fomba handrian'izy ireo amin'ny zava-maniry maitso mavana any ivelany
# Ny andrin'ny tranontsika dia sampan-kazo sedera
Soritsoritan'ilay vehivavy toy ny hoe tranon'izy ireo ny ala. DH: "Ireo sampan-kazo sedera dia tahaka ny andrin'ny tranontsika.
# andry
vata-kazo lehibe izay manohana ny trano rehetra
# ary sampan-kesika ny sakamandimbintsika
"ary ny sampan-kesika dia tahaka ny sakamandimbitsika"
# sakamandimby
tapa-kazo izay mihazona ny tafon-trano