# Indro Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry kokoa ny manaraka. DH: "Eny tokoa" # tsara tarehy "tsara jerena" na "maha-te ho tia" na "tsara" # zava-maniry maitso mavana zava-maniry izay maitso, mando, ary maniry be # atao fandriantsika "no fandriantsika". Soritsoritan'ilay vehivavy toy ny hoe fandriany ny fomba handrian'izy ireo amin'ny zava-maniry maitso mavana any ivelany # Ny andrin'ny tranontsika dia sampan-kazo sedera Soritsoritan'ilay vehivavy toy ny hoe tranon'izy ireo ny ala. DH: "Ireo sampan-kazo sedera dia tahaka ny andrin'ny tranontsika. # andry vata-kazo lehibe izay manohana ny trano rehetra # ary sampan-kesika ny sakamandimbintsika "ary ny sampan-kesika dia tahaka ny sakamandimbitsika" # sakamandimby tapa-kazo izay mihazona ny tafon-trano