plt_tn/sng/01/05.md

873 B

Mivalomainty aho fa maha-te ho tia

"Mivalomainty ny hoditro, nefa mbola tsara tarehy ihany aho"

mivalomainty tahaka ny lain'i Kedara

Ireo foko mpifindra monina any Kedara dia nampiasa hoditr'osy mainty mba hananganana ny tranon'izy ireo. Ampitahain'ilay vehivavy amin'ny an'ireo lay ny hodiny.

maha-te ho tia tahaka ireo lamban'i Solomona

Ampitahainy amin'ireo lamba tsara novokarin'i Solomona na ho an'ny lapany manokana na ho an'ny Tempoly ny hodiny.

azon'ny

"may"

ireo zanaka lahin'ny reniko

"Ireo rahalahy tsy iray ray amiko." Ireo rahalahy ireo dia mety hoe iray reny tahaka ilay vehivavy ihany fa tsy iray ray.

mpiambina ny tanim-boaloboka

"olona izay mikarakara ny tanim-boaloboka"

nefa ny tanim-boaloboko tsy mba nandrasako

Ampitahain'ilay vehivavy amin'ny tanim-boaloboka ny tenany. DH: "nefa tsy mba afaka ny hikarakara ny tenako aho."