# Mivalomainty aho fa maha-te ho tia "Mivalomainty ny hoditro, nefa mbola tsara tarehy ihany aho" # mivalomainty tahaka ny lain'i Kedara Ireo foko mpifindra monina any Kedara dia nampiasa hoditr'osy mainty mba hananganana ny tranon'izy ireo. Ampitahain'ilay vehivavy amin'ny an'ireo lay ny hodiny. # maha-te ho tia tahaka ireo lamban'i Solomona Ampitahainy amin'ireo lamba tsara novokarin'i Solomona na ho an'ny lapany manokana na ho an'ny Tempoly ny hodiny. # azon'ny "may" # ireo zanaka lahin'ny reniko "Ireo rahalahy tsy iray ray amiko." Ireo rahalahy ireo dia mety hoe iray reny tahaka ilay vehivavy ihany fa tsy iray ray. # mpiambina ny tanim-boaloboka "olona izay mikarakara ny tanim-boaloboka" # nefa ny tanim-boaloboko tsy mba nandrasako Ampitahain'ilay vehivavy amin'ny tanim-boaloboka ny tenany. DH: "nefa tsy mba afaka ny hikarakara ny tenako aho."