plt_tn/rev/21/11.md

24 lines
642 B
Markdown

# Jerosalema
Izany dia maneho an'i "Jerosalema, nidina avy any an-danitra" izay nofaritany ao amin'ny andininy teo aloha fa tsy Jerosalema mivaingana.
# tahaka ny vato soa sarobidy, tahaka ny vato kristalina jaspy madio
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika. Ny faharoa dia manamafy ny famirapiratan'i Jerosalema amin'ny alalan'ny fanomezana anarana vatosoa.
# vato kristalina madio
"vato izay tena madio"
# jaspy
Vato sarobidy. Ny Jaspa dia mety ho madio tahaka ny fitaratra na kristaly. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 4:1.
# vavahady roa ambin'ny folo
"vato 12"
# no voasoratra
Afaka atao hoe: "nisy olona nanoratra"