# Jerosalema Izany dia maneho an'i "Jerosalema, nidina avy any an-danitra" izay nofaritany ao amin'ny andininy teo aloha fa tsy Jerosalema mivaingana. # tahaka ny vato soa sarobidy, tahaka ny vato kristalina jaspy madio Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika. Ny faharoa dia manamafy ny famirapiratan'i Jerosalema amin'ny alalan'ny fanomezana anarana vatosoa. # vato kristalina madio "vato izay tena madio" # jaspy Vato sarobidy. Ny Jaspa dia mety ho madio tahaka ny fitaratra na kristaly. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 4:1. # vavahady roa ambin'ny folo "vato 12" # no voasoratra Afaka atao hoe: "nisy olona nanoratra"