plt_tn/rev/21/11.md

642 B

Jerosalema

Izany dia maneho an'i "Jerosalema, nidina avy any an-danitra" izay nofaritany ao amin'ny andininy teo aloha fa tsy Jerosalema mivaingana.

tahaka ny vato soa sarobidy, tahaka ny vato kristalina jaspy madio

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika. Ny faharoa dia manamafy ny famirapiratan'i Jerosalema amin'ny alalan'ny fanomezana anarana vatosoa.

vato kristalina madio

"vato izay tena madio"

jaspy

Vato sarobidy. Ny Jaspa dia mety ho madio tahaka ny fitaratra na kristaly. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 4:1.

vavahady roa ambin'ny folo

"vato 12"

no voasoratra

Afaka atao hoe: "nisy olona nanoratra"