plt_tn/rev/17/03.md

638 B

nitondra ahy tamin'ny Fanahy tany amin'ny tany karakaina

Ny toerana dia niova tamin'i Jaona tany an-danitra ka lasa any amin'ny tany karakaina.

vato sarobidy, ary vato soa

"karazam-bato lafo vidy"

vato soa

vakana tsara tarehy sy sarobidy. Izy ireny dia miforona ao anatin'ny akoran'ny karazana biby kely iray izay miaina any anaty ranomasina.

Teo amin'ny handriny no nisy anarana

Afaka atao hoe: "Olona iray nanoratra anarana teo amin'ny handriny"

Babilona lehibe

Raha tiana hazava tsara fa ilay anarana dia maneho an'ilay vehivavy dia afaka atao anaty fehezanteny izany. DH: "Izaho no Babilona, ilay mahery indrindra"