plt_tn/rev/17/03.md

20 lines
638 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nitondra ahy tamin'ny Fanahy tany amin'ny tany karakaina
Ny toerana dia niova tamin'i Jaona tany an-danitra ka lasa any amin'ny tany karakaina.
# vato sarobidy, ary vato soa
"karazam-bato lafo vidy"
# vato soa
vakana tsara tarehy sy sarobidy. Izy ireny dia miforona ao anatin'ny akoran'ny karazana biby kely iray izay miaina any anaty ranomasina.
# Teo amin'ny handriny no nisy anarana
Afaka atao hoe: "Olona iray nanoratra anarana teo amin'ny handriny"
# Babilona lehibe
Raha tiana hazava tsara fa ilay anarana dia maneho an'ilay vehivavy dia afaka atao anaty fehezanteny izany. DH: "Izaho no Babilona, ilay mahery indrindra"