# nitondra ahy tamin'ny Fanahy tany amin'ny tany karakaina Ny toerana dia niova tamin'i Jaona tany an-danitra ka lasa any amin'ny tany karakaina. # vato sarobidy, ary vato soa "karazam-bato lafo vidy" # vato soa vakana tsara tarehy sy sarobidy. Izy ireny dia miforona ao anatin'ny akoran'ny karazana biby kely iray izay miaina any anaty ranomasina. # Teo amin'ny handriny no nisy anarana Afaka atao hoe: "Olona iray nanoratra anarana teo amin'ny handriny" # Babilona lehibe Raha tiana hazava tsara fa ilay anarana dia maneho an'ilay vehivavy dia afaka atao anaty fehezanteny izany. DH: "Izaho no Babilona, ilay mahery indrindra"