plt_tn/rev/16/15.md

36 lines
994 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny andininy faha-15 dia fiatoana amin'ny tantara lehibe momba ny fahitan'i Jaona. Ireo dia teny lazain'i Jesosy. Ny tantara dia mitohy ao amin'ny andininy faha-16.
# (Indro! Avy ... Aho)
Ny fonon-teny ( ) eto dia mampiseho fa tsy ampahany ao amin'ny tantaran'ny fahitana izany.
# Avy toy ny mpangalatra Aho
Jesosy dia ho tonga amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona hahatongavany, tahaka ny fahatongavan'ny mpangalatra izay tsy ampoizina.
# miaro ireo fitafiany
"manao ny marina tahaka ny olona miaro ny akanjony"
# miaro ireo fitafiany
Ny fitenenana hafa dia mandika hoe: "mitazona ny akanjony miaraka aminy."
# hitan'izy ireo ny fahamenarany
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ny olona hafa.
# Nentin'izy ireo niaraka
"Ireo fanahin'ny demonia dia nitondra ireo mpanjaka sy ny tafik'izy ireo niaraka"
# ny toerana izay antsoina hoe
Afaka atao hoe: "ny toerana izay antsoin'ny olona hoe"
# Hara-magedona
Izany dia anaran'ilay toerana.