plt_tn/rev/16/15.md

994 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny andininy faha-15 dia fiatoana amin'ny tantara lehibe momba ny fahitan'i Jaona. Ireo dia teny lazain'i Jesosy. Ny tantara dia mitohy ao amin'ny andininy faha-16.

(Indro! Avy ... Aho)

Ny fonon-teny ( ) eto dia mampiseho fa tsy ampahany ao amin'ny tantaran'ny fahitana izany.

Avy toy ny mpangalatra Aho

Jesosy dia ho tonga amin'ny fotoana tsy ampoizin'ny olona hahatongavany, tahaka ny fahatongavan'ny mpangalatra izay tsy ampoizina.

miaro ireo fitafiany

"manao ny marina tahaka ny olona miaro ny akanjony"

miaro ireo fitafiany

Ny fitenenana hafa dia mandika hoe: "mitazona ny akanjony miaraka aminy."

hitan'izy ireo ny fahamenarany

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ny olona hafa.

Nentin'izy ireo niaraka

"Ireo fanahin'ny demonia dia nitondra ireo mpanjaka sy ny tafik'izy ireo niaraka"

ny toerana izay antsoina hoe

Afaka atao hoe: "ny toerana izay antsoin'ny olona hoe"

Hara-magedona

Izany dia anaran'ilay toerana.