plt_tn/rev/16/10.md

16 lines
559 B
Markdown

# nandraraka ny tao an-doviany
Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany"
# ny seza fiandrianan'ilay bibi-dia
Eo no hanjakan'ny bibi-dia. Mety ho maneho ny renivohitry ny tanàna amin'ny fanjakany izany.
# ary nandrakotra ny fanjakany ny haizina
Ny haizina dia resahina toy ny hoe zavatra tahaka ny lamba firakofana. DH: "niha-maizina ny fanjakany rehetra"
# Nitsako ... Niteny ratsy
Izany dia maneho ny olona ao amin'ny fanjakan'ilay bibi-dia.