plt_tn/rev/16/10.md

559 B

nandraraka ny tao an-doviany

Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany"

ny seza fiandrianan'ilay bibi-dia

Eo no hanjakan'ny bibi-dia. Mety ho maneho ny renivohitry ny tanàna amin'ny fanjakany izany.

ary nandrakotra ny fanjakany ny haizina

Ny haizina dia resahina toy ny hoe zavatra tahaka ny lamba firakofana. DH: "niha-maizina ny fanjakany rehetra"

Nitsako ... Niteny ratsy

Izany dia maneho ny olona ao amin'ny fanjakan'ilay bibi-dia.