# nandraraka ny tao an-doviany Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany" # ny seza fiandrianan'ilay bibi-dia Eo no hanjakan'ny bibi-dia. Mety ho maneho ny renivohitry ny tanĂ na amin'ny fanjakany izany. # ary nandrakotra ny fanjakany ny haizina Ny haizina dia resahina toy ny hoe zavatra tahaka ny lamba firakofana. DH: "niha-maizina ny fanjakany rehetra" # Nitsako ... Niteny ratsy Izany dia maneho ny olona ao amin'ny fanjakan'ilay bibi-dia.