plt_tn/rev/13/18.md

676 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia andininy fiatoana amin'ny fitantaran'i Jaona ny fahitany. Eto izy dia manome fampitandremana ny olona izay mamaky ny fitantaràny.

Izany dia mitaky fahendrena

"Ilaina ny fahendrena" na "Mila ny fahendrena ianao momba ity"

Raha misy olona manan-tsaina

Ny teny hoe: "manan-tsaina" dia afaka adika hoe "mahatakatra". DH: "Raha misy olona afaka mahatakatra zavatra"

aoka izy hanisa ny isan'ny bibi-dia

"tokony hahafantatra ny dikan'ny isan'ny bibi-dia izy"

Fa izany dia isan'ny olona

Ireo mety ho dikany1) maneho olona iray ny isa na 2) maneho ny olombelona rehetra ny isa.

666

"enina amby enimpolo sy eninjato"