plt_tn/rev/13/18.md

24 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia andininy fiatoana amin'ny fitantaran'i Jaona ny fahitany. Eto izy dia manome fampitandremana ny olona izay mamaky ny fitantaràny.
# Izany dia mitaky fahendrena
"Ilaina ny fahendrena" na "Mila ny fahendrena ianao momba ity"
# Raha misy olona manan-tsaina
Ny teny hoe: "manan-tsaina" dia afaka adika hoe "mahatakatra". DH: "Raha misy olona afaka mahatakatra zavatra"
# aoka izy hanisa ny isan'ny bibi-dia
"tokony hahafantatra ny dikan'ny isan'ny bibi-dia izy"
# Fa izany dia isan'ny olona
Ireo mety ho dikany1) maneho olona iray ny isa na 2) maneho ny olombelona rehetra ny isa.
# 666
"enina amby enimpolo sy eninjato"