# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia andininy fiatoana amin'ny fitantaran'i Jaona ny fahitany. Eto izy dia manome fampitandremana ny olona izay mamaky ny fitantaràny. # Izany dia mitaky fahendrena "Ilaina ny fahendrena" na "Mila ny fahendrena ianao momba ity" # Raha misy olona manan-tsaina Ny teny hoe: "manan-tsaina" dia afaka adika hoe "mahatakatra". DH: "Raha misy olona afaka mahatakatra zavatra" # aoka izy hanisa ny isan'ny bibi-dia "tokony hahafantatra ny dikan'ny isan'ny bibi-dia izy" # Fa izany dia isan'ny olona Ireo mety ho dikany1) maneho olona iray ny isa na 2) maneho ny olombelona rehetra ny isa. # 666 "enina amby enimpolo sy eninjato"