plt_tn/psa/129/004.md

325 B

nanapaka ny tadin'ilay ratsy Izy

Israely dia lazaina toy ny hoe voafatotry ny olon-dratsy. DH: "nanafaka antsika tamin'ireo fahavalontsika Izy"

Aoka ho menarina avokoa izy rehetra ary hiamboho

Tsy voatonona mazava tsara hoe Yaveh no manao ireo zavatra ireo. DH: "Yaveh anie hampamenatra azy ireo ka handresy azy ireo"