# nanapaka ny tadin'ilay ratsy Izy Israely dia lazaina toy ny hoe voafatotry ny olon-dratsy. DH: "nanafaka antsika tamin'ireo fahavalontsika Izy" # Aoka ho menarina avokoa izy rehetra ary hiamboho Tsy voatonona mazava tsara hoe Yaveh no manao ireo zavatra ireo. DH: "Yaveh anie hampamenatra azy ireo ka handresy azy ireo"