plt_tn/psa/129/004.md

8 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanapaka ny tadin'ilay ratsy Izy
Israely dia lazaina toy ny hoe voafatotry ny olon-dratsy. DH: "nanafaka antsika tamin'ireo fahavalontsika Izy"
# Aoka ho menarina avokoa izy rehetra ary hiamboho
Tsy voatonona mazava tsara hoe Yaveh no manao ireo zavatra ireo. DH: "Yaveh anie hampamenatra azy ireo ka handresy azy ireo"