plt_tn/psa/119/173.md

16 lines
359 B
Markdown

# Hanampy ahy anie ny tananao
Ny tanana dia fibangoan-teny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Mba ampio re aho"
# nifidy
"nifidy ny hanoa"
# ny fanavotanao
Ny anarana "fanavotana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Anao hanavotra ahy aho"
# ny lalànao no mamiko
Ny anarana "mamy" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "tiako loatra ny mankatò ny lalànao"