plt_tn/psa/119/173.md

359 B

Hanampy ahy anie ny tananao

Ny tanana dia fibangoan-teny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Mba ampio re aho"

nifidy

"nifidy ny hanoa"

ny fanavotanao

Ny anarana "fanavotana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Anao hanavotra ahy aho"

ny lalànao no mamiko

Ny anarana "mamy" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "tiako loatra ny mankatò ny lalànao"