# Hanampy ahy anie ny tananao Ny tanana dia fibangoan-teny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Mba ampio re aho" # nifidy "nifidy ny hanoa" # ny fanavotanao Ny anarana "fanavotana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Anao hanavotra ahy aho" # ny lalànao no mamiko Ny anarana "mamy" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "tiako loatra ny mankatò ny lalànao"