plt_tn/psa/091/010.md

16 lines
484 B
Markdown

# Tsy hisy ratsy hahazo anao
"Tsy hisy ratsy hitranga aminao"
# tsy hisy fahoriana hanakaiky ny fonenanao
Ny mpanao salamo miteny ny olona izay mampahory ny hafa toy ny hoe izy ireo no zava-dratsy ataony. DH: "tsy hisy afaka hanisy ratsy ny ankohonanao"
# Fa hitarika Izy
"Yaveh hadidy"
# amin'izay lalanao rehetra
Ny mpanao salamo miteny ny fomba fiainan'olona iray toy ny hoe lalankely iray izay alehan'ilay olona. DH" amin'izay ataonao rehetra" na "amin'ny fotoana rehetra"